| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 kobaka am-bava | 
| Singan-teny | 2kobaka, 3vava | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 paroles flatteuses, adulation [1.3] | 
| Ohatra | 
6 Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana.
[2.298] 
 7 Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470]  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |